|
|
|
|

Entry (1/5)1  kitro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy. [1.1]
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/5)11  kitro
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  Faritra mafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin' ny vato: Tsy mivaky toy ny an' ny omby ny kitron-tsoavaly [1.1]
14  faritra mafy mamarana ny tongotry ny biby mihinana ahitra [1.13]
Explanations in English  15  a hoof [1.7]
Explanations in French  16  sabot des animaux [1.3, 1.19, 1.8]
17  sabot [1.13]
Vocabulary  18  Zoology: (in general)
Compound words 

Entry (3/5)20  kitro
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  Zavatra toy ny holatra maniry eo amin' ny tanana miasa mafy noho ny fitanana angady, ohatra, na eo amin' ny tongotra noho ny tongotra mikiraro: Efa maniry kitro mihitsy ny tanako amin' ny asa tany nataoko omaly
23  Loto efa mandry ka tonga mafy amin' ny vody nify. [1.1]
Explanations in English  24  a callus or corn [1.7]
Explanations in French  25  callosité [1.3]
26  tartre des dents [1.3]
27  durillon [1.54]
Vocabulary  28  Biology
Synonyms  29  kotro
Compound words 

Entry (4/5)31  kitro
Part of speech  32  noun
Explanations in Malagasy  33  angady kely [Taisaka] [1.78]
34  angady tonta, angady montro [Bara] [1.78]
35  lefona [Tanosy] [1.78]

Entry (5/5)36  kitro
Part of speech  37  noun
Explanations in Malagasy  38  zafindohalika [Taisaka] [1.78]
Vocabulary  39  Relationships: family

Updated on 2023/10/24