Entry | 1 kitotony |
Root | 2 kitoto |
Part of speech | 3 noun kitoto and pronoun |
Explanations in Malagasy |
4 (Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy misy"). Tsy misy kitotony na tsisy kitotony: Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy 5 Tsy misy filaminany, tsisy firindrany [1.1] |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |