Entry | 1 kitamby |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 sikin-dehilahy [Tambahoaka]
[1.78] 4 lamba fitafy, sikina [Taisaka] [1.78] 5 sikindahy [Tanosy] [1.78] 6 Lamba ahodidin' ny vehivavy ny valahany; fampiasan' ny olona any anindran-tany indrindra: Ny kitamby dia hatreo amin' ny valahana ihany, fa ny sikina kosa hatreo ambany helika [1.1] |
Explanations in English |
7 a piece of cloth worn wrapped around by women [1.7] |
Explanations in French |
8 pagne des hommes drapé autour de la taille, jusqu'aux chevilles ; c'est une pièce d'étoffe non cousue dont se revêtent les hommes ; ils l'attachent autour des reins du côté gauche. [Tankarana]
[1.19] 9 pagne des femmes [1.8] |
Vocabulary |
10 Economy: clothing |
Derivatives |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word kitamby |
Anagrams | 17 kambity, kitamby |
Updated on 2020/07/31 |