|
|
|
|

Entry (1/2)1  kisina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana [1.1]
Examples  4  Dia nitory kisina taminy isan' andro teo izy sy nanorisory azy tamin' ny hata-dava, ka efa sosotra mafy ny fanahiny nila hahafaty azy [2.996#]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Synonyms  9  kisinkisina
Compound words 

Entry (2/2)11  kisina
Part of speech  12  noun
Vocabulary  13  Botany
Explanations in French  14  Nom d'une liane indéterminé (citée dans la Firaketana Malagasy). [Merina] [1.196]
15  [Bezanozano]

Anagrams  16  kisina, sikina

Updated on 2022/05/30