Entry | 1 kiraro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazam-pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray koa amin' ny fingotra na lamba [1.1] |
Explanations in English |
4 shoes [1.7] |
Explanations in French |
5 soulier; chaussure [1.8] |
Examples |
6 Efa lasa lavitra vao nampidiriko ny kiraro. [2.4] 7 Ianao tsy mba manana kiraro intelo miova toy ny hafa ve? [2.285] 8 Mbola nipoapoaka ihany ny daka kiraro tamin' ny tehezana, ny kibo, ny loha. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word kiraro |
Article |
19 Randzavola: kiraro ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 20 kiraro, korira, rorika |
Updated on 2023/05/21 |