|
|
|
|

Entry1  kintana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [1.1]
Explanations in English  4  a star [1.7]
Explanations in French  5  étoile [1.8]
Examples  6  Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
Vocabulary  7  Astronomy
Compound words 
Ethnonyms 
Titles 
Proverbs  11  Proverbs containing the word kintana
Article  12  Randzavola: kintana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  13  kintana, tankina

Updated on 2023/08/12