Entry | 1 kingakinga |
Root | 2 kinga |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kingakinga ery Ikoto rehefa miasa 5 Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto. 6 Mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, analo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika [1.1] |
Examples |
7 kingakinga ery ny Komandy, nody. [2.895] 8 Olona kingakinga sy lalin-tsaina sady mahay zavatra, hono, izy io. [2.445] 9 Ireo ankizy kingakinga fihetsika sy tsaratsara fitafy, hono, nanontanian' ilay mpanadina ela mihitsy. [2.472] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 kinga |
Updated on 2023/01/20 |