Entry | 1 kiho |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny tendron' ny famavany amin' ny sandry: Voadona ny kihoko ka mangorintsina 4 Zorony: Araho itỳ lalana itỳ, ary rehefa lavidavitra dia misy kihondalana. [1.1] |
Explanations in English |
5 the elbow; anything with a bend in it [1.7] |
Explanations in French |
6 coude [1.8] |
Vocabulary |
7 Biology |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word kiho |
Updated on 2023/06/18 |