Entry | 1 kifolona |
Root | 2 folona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fakan-javatra fihinana [1.1] |
Explanations in French |
5 Ipomoea desmophylla Bojer ex. Choisy (Convolvulaceae). Les racines charnues sont consommées, surtout en temps de disette. Elles seraient purgatives à haute dose. La partie aérienne est consommée par le bétail ; bonne fourragère (observation des vétérinaires de Kianjasoa). [Merina]
[1.196] 6 [Sakalava] |
Examples |
7 Ny vodin' ny kitsangana sy ny an' ny kifolona dia somary be ranony kokoa noho ny an' ny avoko, ary mila hanakaiky ny mangahazo manta ny tsirony. [2.643#] |
Scientific name |
|
Updated on 2022/05/27 |