|
|
|
|

Entry1  kidoro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Lamba voasesika zavatra malemilemy ka atao fandriana [1.1]
Explanations in English  4  a mattress [1.7]
Explanations in French  5  matelas [1.3#328, 1.8]
6  paillasse [1.3#328]
7  Coussin, oreiller. On précise généralement leur nom en fonction de la matière qui sert de rembourrage: kidorom-bozaka, kidoro-landihazo, kidoro-rofia, etc. [1.196]
Examples  8  Jiafotsy no kidoro, fa landy kosa ny firakotra. [2.643#]
9  Dia nipetraka teo ambony kidoro aho, nieritreritra izay hatao. [2.4#]
10  Ladina an-tany amin' ny kidoro iray hafa no azy telodahy zokiny. [2.470#]
Compound words 

Updated on 2023/10/08