Entry (1/2) | 1 kiany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 tsiny, kilema, fahadisoana [1.10] |
Explanations in French |
4 Un petit défaut déparant ce qui est bien, un peu de bien mêlé à ce qui est mal ou à ce qui est laid [1.3#326] |
Examples |
5 Asa tsy misy kiany mihitsy no ilaina halefa any amin' ny Fampisehoana [1.10] 6 Tsy misy kiany io laha-teny io na dia kely aza (Il n’y a pas le moindre défaut dans ce discours) [1.3] 7 Tsara tarehy ihany izy, saingy ny kiany petak’ orona (Il est joli, sauf qu’il a le défaut d’être camus [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 12 kiany |
Part of speech | 13 noun kiana and pronoun |
Anagrams | 14 inaky, kiany, naiky |
Updated on 2023/02/03 |