Entry | kentana | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Kely ray, nefa marisidrisika sy mailamailaka [1.1] | |||
Explanations in French | Petit, fluet mais vif, alerte [1.3] | |||
Examples | Tsy latsaka intsony ny ranomasony satria efa kentana angamba ny atidohany, ary toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony
[2.470] | |||
Compound words |
| |||
Updated on 2023/10/24 |