|
|
|
|

Entry1  kasikasy
Root  2  kasy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaivo io [1.1]
5  Kevokevoka, dedadedaka ary ny isehoan' izany dia eo amin' ny endrika na ny fitafiana [2.285]
Explanations in English  6  vain, showy [1.7]
Explanations in French  7  orgueilleux [1.8]
Examples  8  Tsy mba tian-dRazaimalala akory, hono, izany kasikasy amboamboaran-Renilezo azy izany, ka matetika izy mianaka no mifamaly. [2.324#]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Synonyms  14  kasy

Updated on 2023/02/03