|
|
|
|

Entry1  karenina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny somary manesoeso ilazana ny olona donto, tsy mahare tsara
ary koa ny vilany tsy dia malady loatra
Explanations in French  4  [1.3#314] qui n'écoute rien, têtu
se dit aussi des marmites lentes à se chauffer au feu
Root  5  renina

Anagrams  6  ankareny, arin-kena, karenany, karenina, nanerika

Updated on 2025/01/21