Entry (1/3) | 1 karatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina [1.1] |
Explanations in English |
4 a card, a ticket [1.7] |
Explanations in French |
5 carte d'entrée, billet [1.8] |
Synonyms | 6 bie |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 9 karatra |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana [1.1] |
Analogs | 12 Hetra, isam-pangady, tongoamihonkona, vodihena, hajia |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 14 karatra |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony [1.1] |
Vocabulary |
17 Game |
Synonyms | 18 karatra filalaovana |
Compound words |
|
Illustrations |
|
Updated on 2023/08/21 |