Entry | 1 kararavina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#K.98] manify dia manify sady maivana: Misy kararavina tokoa ny lamba nylon ankehitriny 4 [1.1] Manify dia manify |
Explanations in French |
5 [1.3#313] très mince comme une toile d'araignée |
Examples |
6 [2.996] Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana; |
Root | 7 ravina |
Analogs | 8 elatr' angidina |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |