Entry | kaozatra (ozatra) | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Mahia dia mahia, afa-nofo. [1.1] | ||||||
Explanations in English | Very thin, emaciated [1.7] | ||||||
Explanations in French | Très maigre, décharné [1.8] | ||||||
Examples | Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary.
[2.472] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Anagrams | kaozatra, tarazoka, tarozaka |
Updated on 2023/02/03 |