|
|
|
|

Entry1  kaomisera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manamboninahitra ambony indrindra amin' ny Polisy izay tompon' andraikitra amin' ny fampanjakana ny fandriampahalemana sy ny filaminana amin' ny tanàndehibe, ary mamarana ny famotorana ny fikarohana ny mpanao ratsy natomboky ny inspektera
Examples  4  Ny komisera no tonga dia nitondran' izy roa lahy ahy. [2.4]
Vocabulary  5  Law
Other spellings  6  komisera

Updated on 2024/12/12