|
|
|
|

Entry1  kankandio
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan-kankana fisaka mirefy 1 na 2 sm, izay mivelona ao anatin' ny lalandran' ny olombelona ka mahatonga ny aretina atao hoe takilodrano. (Misy karazany roa ny kankandio: ny kankandion-tsinay ary ny kankandion-tatavia, ka arakaraka izay kankandio tafiditra amin' ny tena no maha-samy hafa ny takilodrano mahazo ny tena koa)
4  [1.13][kakan-dio] karazana kankana mivelona amin'ny sifotra mahatonga ny bilarziôzy
Explanations in French  5  [1.13] bilharzie
Vocabulary  6  Health
Synonyms  7  sokoraty

Anagrams  8  kankandio, nandikako

Updated on 2025/01/21