|
|
|
|

Entry1  kamahana (fahana)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Hanina eran' ny vavany entin' ny vorona ho an' ny zanany [1.1]
Explanations in French  5  la becquée, la pâture portée en becquée [1.3]
Examples  6  Mikendre tsara, hoy i Feno, fa tsy manana afa-tsy kamahana efatra tsirairay avy isika. [2.472#]

Anagrams  7  kamahana, manahaka

Updated on 2023/02/03