Entry (1/2) | 1 kalanoro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazam-bomanga izay mena ny hodiny ary mena na mavokely ny atiny (Ipomoea batates) [Betsileo]
[1.1] |
Explanations in French |
4 (de kala : la belle petite et noro : voeux de bonheur qu'on exprime à l'occasion de la circoncision). Nom d'une variété de patate à peau rouge et à chair également colorée de rose ou de rouge qu'on servait traditionnellement au cours d'un repas en commun de la circoncision. On l'appelle menaty, c'est-à-dire « intérieur rouge » en Imerina. [Betsileo]
[1.196] |
Examples |
5 Hany heriko dia nianina tamin' ny fihainona ny tantara valamaty ataon' izay nilaza ho efa tao : betsaka kalanoro, hono, ao; [2.471] |
Vocabulary |
6 Botany |
Entry (2/2) | 7 Kalanoro |
Part of speech | 8 proverbial name |
Explanations in Malagasy |
9 Zavamananaina toa olona kely, madinika sy fohy, voalaza araka ny honohono fa mivelona any anaty hazo [1.1] |
Explanations in French |
10 Nom d’une naine fabuleuse censée habile dans la médecine [1.3#305] |
Examples |
11 Tsy ampy anefa ny filazana ataon' ireo efa nahita ny kalanoro. [2.508] |
Vocabulary |
12 Religions, Beliefs |
Tables and plates |
13 Full list |
Anagrams | 14 ankolaro, Kalanoro, kalanoro, loka rano, ankolaro, Kalanoro, kalanoro, loka rano |
Updated on 2022/06/02 |