|
|
|
|

Entry1  ka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra kely omena olona mba hamalifaliana azy. Fanampiny kely omen' ny mpivarotra ny mpividy amin' ny zavatra vidiny [1.1]
Explanations in French  4  Cadeau [1.3]
Analogs  5  falim-po

Anagrams  6  -doka, doka, kadò, koda

Updated on 2020/07/31