Entry | kabinetra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fitambaran' ny minisitra ao amin' ny fanjakana iray Filan-kevi-pitondrana ao amin' ny minisitera iray na ao amin'ny governemanta: Izy no lehiben'ny kabinetran'ny Minisitra ~ Misy fivorian'ny kabinetra anio [1.1] | |
Explanations in French | Cabinet, conseil des ministres, membres de ce conseil [1.3] | |
Vocabulary | Politique | |
Origin | English: cabinet. | |
Updated on 2020/07/31 |