|
|
|
|

Entry1  jofoina
Root  2  jofo
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho
5  Ianjerana, iantontana
6  Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11  jofoana

Updated on 2023/01/20