Entry | jipy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fiarakodia miaramila tany am-boalohany, afaka mandeha amin' izay tian-kaleha, ampiasaina amin' ny tany miady raha nisy zavatra na toe-javatra tian-kozahana na vaovao tian-koentina [1.1] | |
Vocabulary | Transportation ~ Military | |
Origin | English: jeep. | |
Updated on 2020/07/31 |