Entry | 1 jinjana |
Root | 2 jinja |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso 5 Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao? [1.1] |
Explanations in French |
6 qu'on coupe, qu'on moissonne [1.3#296] |
Examples |
7 Dia hoy ny ntaolo raha mananatra : "Manetsa vary mahalana, ny atao ihany no jinjana. [1.316] 8 Fa rehefa azo jinjana|jinjany izy, dia jinjana|jinjany miaraka amin' izay, fa efa tonga ny fararano. [2.996] |
Morphology |
|
Other spellings | 13 jinjaina |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word jinjana |
Anagrams | 15 anjinja, janjiña, jinjana |
Updated on 2023/01/20 |