Entry | japirona | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Vy kely misy kinifinifiny maranitra amin' ny kiraron' ny mpitaingin-tsoavaly, izay mahatonga ny soavaly hiriotra mihazakazaka rehefa anerena ka anindromana ny kibony [1.1] | |
Origin | French: les éperons. | |
Updated on 2020/07/31 |