Entry | 1 janjanana |
Root | 2 janjana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Asiana, velezina mafy: Nojanjanan' ilay mpikapa hazo ny famaky ny vatan-kinininaka tapaka hentitra tery 5 Atao vita tsara: Nojanjanako ilay fanadinana ka afaka aho ary nahazo laharana ambony [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |