Entry 1/2 | jako | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Lava manify mitezotezo [1.1] | |||
Derivatives |
| |||
Synonyms | jakojako | |||
Entry 2/2 | jako | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Karazam-biby lehibe manakaiky ny olombelona eo amin' ny rafitry ny tenany, izay feno volo maniry Enti-milaza olona faran' izay ratsy tarehy [1.1] | |||
Explanations in English | A monkey (African) [1.7] | |||
Explanations in French | Singe [1.54] | |||
Singe (africain) [1.8] | ||||
Vocabulary | Zoology: mammals | |||
Synonyms | rajako | |||
Anagrams | jako, koja |
Updated on 2020/07/31 |