Entry (1/3) | 1 jaja |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tomany mafy sady milelalela, tomanin-jaza efa manezakezaka erỳ |
Derivatives |
|
Synonyms | 5 jajajaja |
Entry (2/3) | 6 jaja |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.78] [Bara]
zaza, ankizy 9 [1.78] [Tanala] zaza: Jaja tam-boavitsy fa tsy be jaja tam-po (zaza lavitry ny fo ka tsy mba tiana loatra) |
Entry (3/3) | 10 jaja |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.78] [Bara]
zarany (anady, ets) |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |