|
|
|
|

Entry1  izao miankandrefam-baravarana izao
Elementary words  2  izao, miankandrefana, varavarana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ny olo-miaina rehetra tsy ankanavaka: Mionòna, tompoko, hoy ny mpamangy fahoriana, fa entin' ny miankandrefam-baravarana izao [1.1]

Updated on 2023/09/25