|
|
|
|

Entry1  izany hoe
Elementary words  2  izany, hoe
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] izao no heviny, toy izao; enti-manazava ny hevitra na ny teny iray: Aza manao izay hampalahelo an' Andriamanitra, izany hoe aza manota
Explanations in English  5  [1.7] that is to say
Explanations in French  6  [1.8, 1.13] c'est-à-dire
7  [1.13] i.e.; id est
Examples  8  [2.285#201] izany hoe tsy ho ampy ny vola
9  [2.4#20] mainka moa fa izany hoe hevitro izany
10  [2.314#41] veloma tsy mandrakizay, izany hoe mbola hihaona
11  [2.324] Raha izany hoe hanaraka anareo, dia sanatria anay!

Updated on 2024/12/07