Entry | 1 israelianina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Israely: Mitokantokana tsy maro namana intsony ny Israelianina ankehitriny Mikasika an' i Israely, an' i Israely na avy any Israely: Milina israelianina itony |
Explanations in English |
4 [3.1] Israeli |
Explanations in French |
5 [3.1] israélien, israélienne |
Vocabulary |
6 Geography: countries, people |
Other spellings | 7 israely |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |