|
|
|
|

Entry1  ireo
Root  2  io
Part of speech  3  pronoun
Explanations in Malagasy  4  Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina [1.1]
Compound words 
Titles 
Tables and plates  7  All the pronouns
8  All the pronouns

Updated on 2023/01/22