Entry | 1 irainjehy |
Elementary words | 2 iray, zehy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 one span, about 20 cm [3.1] |
Explanations in French |
5 un empan, environ 20 cm [3.1] |
Examples |
6 Koa raha hatao indray miseho daholo ireo fandrefesana miankina amin' ny zehy, dia toy izao araka ny filaharany: ampandraofana antsasa-jehy na voatondro 6 zehy irainjehy 12 ampanjatoaria na ampiravahana irainjehy sy sasany na voatondro 18 hakiho roanjehy 24 hamaton-tsandry roanjehy sy sasany 30 tovo-tsandry : telonjehy 36 ampamelomantokana : telonjehy sy sasany 42 mamakitratra : efajehy 48 ampamelomandroa : efajehy sy sasany 54 manindao : diminjehy 60 [2.436#126] |
Vocabulary |
7 Space |
Updated on 2023/06/05 |