Entry | 1 iraika |
Root | 2 iray |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mitovy amin' ny "iray" ihany, saingy fampiasa rehefa miaraka amin' ny isa hafa izay mitohy aminy amin' ny alalan' ny "ambin' ny", "amby": Iraika ambin' ny folo. / Iraika amby zato [1.1] 5 iray [Sihanaka] [1.78] |
Explanations in English |
6 one, used in the numerals 11, 101, etc, as: iràika àmbin' ny fòlo (one with ten), eleven [1.7] |
Explanations in French |
7 un; sert à former les numéros; ex. iràika àmbin'ny fòlo, onze [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2020/07/31 |