|
|
|
|

Entry1  iposahana
Part of speech  2  relative verb
Explanations in French  3  [1.3#494]
Examples  4  [1.3#494] Amin' ny enina ny iposahan' ny masoandro (Le soleil se lève à six heures)
5  [2.996] Izay mitoetra amin' ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan' ny mazava
6  [2.59#136] ary nanilika ny andro sy ny taona, mahatahotra, mba hiposahan' ny fo mandrifaizay
7  [2.529#27] Saingy angamba ho tafaverina alohan' ny hiposahan' ny masoandro aho, raha tianao ny hiandry ahy
Root  8  posaka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  ipasohana, iposahana

Updated on 2025/01/21