Entry | 1 iny |
Part of speech | 2 pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha taza-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny. Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan' ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny [1.1] |
Explanations in English |
4 that [1.2#289, 1.7] 5 this. It is always used of something thoroughly known to both speaker and spoken to. It is also used when giving anythig to a person [1.2#289] |
Explanations in French |
6 ce, cet, cette [1.3#280, 1.8] 7 celui-là, celle-là. Détermine aussi un temps passé [1.3#280] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Tables and plates |
12 All the pronouns 13 All the pronouns |
Updated on 2023/11/07 |