|
|
|
|

Entry1  Inenibe
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  jereo neniBE [1.1]
Examples  4  Impiry isika no niresahan' inenibe. [2.528#]
5  Tompoko, hoy izy, nanao ahoana izay inenibe? [2.895#]
6  Tsy nahatsiaro tena aho, raha tsy efa ela, indroa andro, hono, hoy inenibe. [2.643#]
Vocabulary  7  Relationships: family

Updated on 2021/10/09