Entry | 1 inefatra |
Root | 2 efatra |
Part of speech | 3 adverb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza fiverenan-javatra intelo miampy indray mandeha [1.1] |
Explanations in English |
5 four times [1.2] |
Explanations in French |
6 quatre fois [3.1] |
Examples |
7 ny vehivavy raha miondrika inefatra, mahazo saina. [2.332] 8 Koa dia nandefa tafika inefatra nankany Menabe Radama. [2.508] |
Vocabulary |
9 Mathematics: arithmetic |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word inefatra |
Tables and plates |
14 All the adverbs |
Anagrams | 15 atrefina, fietrana, finareta, firañeta, inefatra |
Updated on 2023/01/20 |