Entry | indrisy | |
Part of speech | interjection | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fisentoana fa misy alahelo lehibe: Indrisy! lasa tsy ho hitako intsony izany reniko!. Indraindray koa anefa mety milaza fihetseham-po samihafa -- indrindra fahatairana, na hagagana, na hakiviana -- ny indrisy: Indrisy! rahoviana vao tsy hirehareha ny lehibe sy ny ambony! (Mitovitovy hevitra aminy eto ny Endrey!) [1.1] | |
Explanations in English | Alas! Alack! Beautiful! [1.2] | |
Alas! [1.7] | ||
Explanations in French | Hélas! [1.8] | |
Updated on 2020/07/31 |