Entry | 1 indrindra |
Part of speech | 2 adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza toetran' olona na toe-javatra fara tampony na farany ambany miolotra amin' ny sisa rehetra: Isambilo no mahay indrindra amin' ny mpianatra ary Ikoto no kevoka indrindra 4 Tsy hafa fa... tokoa: Ianao indrindra no tadiaviko 5 Tsara, amin' ny fotoana tsara... iny: Nikabary indrindra izy no nianjera ny valindrihana [1.1] |
Explanations in English |
6 especially, exceedingly, chiefly, principally. It is used to form the superlative degree of adjectives, and to qualify or emphasize most adjectives and verbs. [1.2] 7 especially; indeed; very, most [1.7] |
Explanations in French |
8 surtout; indique le degré superlatif; ex.: ny tsara indrindra, le meilleur [1.8] |
Compound words |
|
Patronyms |
|
Titles |
|
Tables and plates |
13 All the adverbs |
Updated on 2023/05/22 |