Entry | 1 indreny |
Root | 2 indry |
Part of speech | 3 interjection |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-manondro olona na zavatra maro hita lavitra eny: Indreny lasa ny miaramila hanao sarinady [1.1] |
Explanations in English |
5 behold! There! Lo! Here they are. A plural form. [1.2] 6 there they are! [1.7] |
Explanations in French |
7 les voilà, ceux-là [1.3#280] |
Examples |
8 indreny ny tsiriry mamonjy toerana mangina tao Anosy. [2.499#] 9 Dia indreny ireto mpianaka va niditra ny ala matevina. [2.895#] 10 indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra. [2.356#] |
Tables and plates |
11 All the interjections |
Updated on 2023/01/22 |