Entry (1/2) | 1 indray mitoraka |
Elementary words | 2 indray, mitoraka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana [1.1] |
Explanations in English |
5 once; lit. one throw. [1.2] |
Examples |
6 Tapa-kevitra ny hanakifika azy tokoa izy indray mitoraka ity ka tamin' io fara-teniny io no hanehoany izany.Nisalasala sy nangataka andro ihany izy hatramin' izay, tamin' ny fangataham-panambadiana nasehon-dRavokatra azy. [2.470] 7 Indraindray izahay maharitra tapa-bolana ao Toamasina ihany, fa tamin' ity indray mitoraka ity, nisy entana maika tsy maintsy nantinay ho any Mananara [2.471] |
Entry (2/2) | 8 indray mitoraka |
Elementary words | 9 indray, mitoraka |
Part of speech | 10 locution |
Explanations in Malagasy |
11 halaviran-tany mety ho tra-toraka (eo amin' ny dimampolo metatra eo) [1.1] |
Vocabulary |
12 Space |
Updated on 2023/04/16 |