|
|
|
|

Entry (1/5)1  indra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny
4  Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia [1.1]
Explanations in French  5  Largeur, épaisseur, côté: Ny indraben' ny sakaman-dimby dia irain-jehy ary ny indra-keliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d’épaisseur) ~ Nihataka teo an’ indran-dàlana izy, nony nandalo ny kalesy (Il s’écarta d’un côté du chemin, lorsque la voiture passait) ~ Teo an’ indrany aho (J’étais à côté de lui) [1.3#279]
Morphology 
6  Simple :
Derivatives 
7  Active verbs :
Synonyms  8  indrany
Compound words 

Entry (2/5)10  indra
Part of speech  11  adverb
Explanations in English  12  before, previously, whilst [Provincial] [1.2]
Explanations in French  13  avant, auparavant. [Tankarana] [1.19]
Tables and plates  14  All the adverbs

Entry (3/5)15  indra
Part of speech  16  pronoun
Explanations in Malagasy  17  izany [Bezanozano] [1.78]
Tables and plates  18  All the pronouns
19  All the pronouns

Entry (4/5)20  indra
Part of speech  21  Unspecified
Explanations in Malagasy  22  [Bara] [1.78]
Derivatives 
23  Passive verbs :

Entry (5/5)24  indrà
Part of speech  25  Unspecified
Explanations in Malagasy  26  na....na..... [Bara] [1.78]
Synonyms  27  ndra, ndra ñy

Anagrams  28  -drain', indra, indrà, nidra, -drain', indra, indrà, nidra

Updated on 2022/05/02