Entry | 1 ilay mahia miankin-drindrina |
Elementary words | 2 ilay, mahia, miankina, rindrina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Ankamantatra ilazana ny sahafa; fampanonona fanaon'ny ankizy ka ny valiny dia hoe sahafa (noho ny maha-fisaka ny sahafa no ilazana azy ho mahia) [1.1] |
Updated on 2023/05/19 |