Entry | Ianona (anona) | |
Part of speech | pronoun | |
Explanations in Malagasy | Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ianona Lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ianona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ianona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao [1.1] | |
Explanations in English | What's-his-name. [Mal. sianun.] [1.2] | |
Other spellings | Ranona | |
Tables and plates | all the pronouns | |
Anagrams | ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana, ny anao |
Updated on 2023/01/20 |