|
|
|
|

Entry1  hozongozonina
Root  2  hozongozona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Hetsehina mafy ary imbetsaka: Nohozongozonin' ny ankizy ny hazo ka raraka ny voankazo
Hontsonina, ketrahina: Tsy azon' inona na inona hozongozonina ny finoany
Explanations in English  5  [1.7] to be shaken
Explanations in French  6  [1.8] qu'on secoue, qu'on ébranle
Examples  7  [2.857#] Irony vato, irony vato, irony vato ery Andrangavo : hozongozonina vao mihamafy, pararetina vao mihafatratra;
8  [2.296#] Eto amin' izao, tsy misy iolahana intsony, no hamosahan' ny Filôzôfia malagasy ny vatolampy tsy azo hozongozonina niorenan' ny finoany.
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word hozongozonina

Anagrams  14  hozongozonina, ihozongozonan, nahozongozony, nihozongozona

Updated on 2025/01/21