|
|
|
|

Entry1  horova
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [1.10#H.287]
4  Jereo tsikoROvana [1.1#445]
Explanations in French  5  merle cendré de Madagascar, (Buffon). Hypsipetes madagascariensis, Muller. [1.3#270]
Vocabulary  6  Zoology: birds
Synonyms  7  horovy, horovana, sokonina, sokoreva, tsikorovana
Scientific name 

Anagrams  9  harovo, horova, voraho

Updated on 2020/07/31