Entry (1/2) | 1 horohoro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Hovotrovotra: Nampianjera ny fanaka tao an-trano ilay horohoron-tany halina 4 Tebiteby, tahotra mamely mafy, fahatairana izaitsizy: Tsy hita holazaina ny horohoron' ny vahoaka nandre fa nanatona ny fahavalo [1.1] |
Explanations in English | 5 a trembling, a shudder [1.7] |
Explanations in French | 6 tremblement, frémissement [1.8] |
Examples |
7 Aizina indray izao tontolo izao, dia aizina feno horohoro. [2.5#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Entry (2/2) | 14 horohoro |
Part of speech | 15 noun |
Vocabulary |
16 Botany |
Explanations in Malagasy | 17 Karazan' ahitra [1.1]18 karazan-jozoro madinika [Sihanaka] [1.78] |
Explanations in French | 19 Comme horo. Ce nom s'applique surtout à la plante présentant des jeunes pousses que les boeufs parviennent encore à brouter. [Bara] [1.196] |
Anagrams | 20 horohoro, rohoroho |
Updated on 2022/05/27 |